<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 9:5 | And they kept the |
Dia nitandrina ny Paska tany an-efitr' i Sinay izy tamin' ny harivan' ny andro fahefatra ambin' ny folo tamin' ny volana voalohany; araka izay rehetra efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy no nataon' ny Zanak' Isiraely. | Ka tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folon' ny volana voalohany, tamin' ny àty takariva dia nanao ny Paka tany an' efitra Sinaia izy ireo. Notanterahin' ny zanak' Israely avokoa izay rehetra nandidian' ny Tompo an' i Moizy. | Ils la célébrèrent, dans le désert du |