<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 36:11 | For |
ka Mahala sy Tirza sy Hogla sy Milka ary Noa, zanakavavin' i Zelofada, dia samy nanambady ny zanaky ny rahalahin' ny rainy avy. | Samy nanambady ny zana-drahalahin-drainy avy ny zanakavavin' i Salfaada, Maalà, Tersà, Heglà, Melkà sy Hoà; |