<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 35:8 | And the cities which ye shall give shall be of the possession of the children of |
Ary ny amin' ny tanàna izay homenareo avy amin' ny zara-tanin' ny firenen' ny Zanak' Isiraely, dia izay be no hanalanareo be, ary izay kely no hanalanareo kely: samy hanome tanàna ho an' ny Levita izy rehetra araka ny zara-taniny avy. | Ny zaratanin' ny zanak' Israely hanomezanareo ireo tanàna ireo, dia izay manam-be no hangalanareo be, ary izay manan-kely no hangalanareo kely; ka dia samy hanome ny Levita amin' ny tanànany araka ny lova noraisiny avy izy ireo. | Ces villes que vous donnerez sur la possession des |