<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 31:12 | And they brought the captives, and the prey, and the spoil, unto |
dia nentiny tany amin' i Mosesy sy Eleazara mpisorona ary ny fiangonan' ny Zanak' Isiraely teo an-toby, teo Arbota-moaba, izay eo amoron' i Jordana tandrifin' i Jeriko. | dia nentiny ny sambotra, ny zavatra voaroba sy ny babo ho any amin' i Moizy sy Eleazara mpisorona ary ny fiangonan' Israely rehetra teo an-toby, teo an-dohasahan' i Moaba, akaikin' i Jordany tandrifin' i Jerikao. | ils amenèrent captifs, prises et butin à |