<-
->

Nom / Fan 25:13 And he shall have it, and his seed after him, even the covenant of an everlasting priesthood; because he was zealous for his God, and made an atonement for the children of Israel. ary izy sy ny zanany mandimby azy no hanana izany ho faneken' ny fisoronana mandrakizay, satria nirehitra noho ny fitiavany an' Andriamaniny izy ka nanao fanavotana ho an' ny Zanak' Isiraely. dia ho faneken' ny fisoronana mandrakizay, ho azy sy ny taranany mandimby azy, noho izy saro-piaro ho an' Andriamaniny, sy nanao ny fanonerana ho an' ny zanak' Israely. Il y aura pour lui et pour sa descendance après lui une alliance, qui lui assurera le sacerdoce à perpétuité. En récompense de sa jalousie pour son Dieu, il pourra accomplir le rite d' expiation sur les Israélites. "