<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 22:34 | And |
Dia hoy Balama tamin' Ilay Anjelin' i Jehovah: Efa nanota aho; fa tsy fantatro fa Hianao no nijanona nisakana ahy teo an-dalana; koa ankehitriny, raha tsy sitrakao izany, dia hiverina aho. | Ary hoy Balaama tamin' ny anjelin' ny Tompo: Efa nanota aho, fa tsy fantatro hoe teo anoloako hianao, ary ankehitriny raha tsy sitrakao izao, dia hody aho. |