<-
->

Nom / Fan 22:10 And Balaam said unto God, Balak the son of Zippor, king of Moab, hath sent unto me, saying, Dia hoy Balama tamin' Andriamanitra: Balaka, zanak' i Zipora, mpanjakan' i Moaba, no efa naniraka tamiko hoe: Dia hoy ny navalin' i Balaama an' Andriamanitra: Balàka, zanak' i Sefora mpanjakan' i Moaba no naniraka an' ireo hilaza amiko hoe: Balaam répondit à Dieu : " Balaq, fils de Çippor, roi de Moab, m' a fait dire ceci :