<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 17:25 | Hoy Iaveh tamin' i Moizy: Avereno ho eo anoloan' ny vavolombelona ny tehin' i Aarona, hotehirizina ho famantarana ho an' ny zanaky ny fikomiana, mba hampitsaharanao ny fimonomononan' izy ireo eo anatrehako, mba tsy ho faty izy. |