<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 16:1 | Now |
Ary Kora, zanak' i Jizara, zanak' i Kehata, zanak' i Levy, ary Datana sy Abìrama, zanak' i Eliaba, sy Ona, zanak' i Peleta, izay samy taranak' i Robena, dia nandrendri-bahoaka, | Kore, zanak' i Isaara, zanak' i Kaata, zanak' i Levì, dia nitarika olona hiandany aminy, miaraka amin' i Datàna sy Abirona, zanak' i Eliaba, ary Hona, zanak' i Feleta, izay zana-dRobena, |