<- -> |
[King James Bible] Book of Obadiah |
[Baiboly 1865] Obadia |
[Baiboly Katolika] Abdiasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Abdias |
||
<-
-> |
|
|||||
Oba / Ab 1:1 | The vision of |
Ny fahitan' i Obadia. Izao no lazain' i Jehovah Tompo ny amin' i Edoma: Nahare filazana avy tamin' i Jehovah izahay, Ary nisy iraka nalefa ho any amin' ny jentilisa hanao hoe: Mitsangàna, aoka isika hitsangana hanafika azy! | Fahitan' i Abdiasa. Izao no nolazain' ny Tompo Iaveh tamin' i Edoma: - Nandray filazana avy amin' ny Tompo izahay ary nisy iraka nalefa ho any amin' ny firenena: Mitsangàna! Aoka hitsangan-kamely azy, izahay. - | Vision d' |