<- -> |
[King James Bible] Book of Amos |
[Baiboly 1865] Amosa |
[Baiboly Katolika] Amosy |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Amos |
||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||
Amo / Am 9:8 | Behold, the eyes of the |
Indro, ny mason' i Jehovah Tompo no manandrina ity fanjakana feno ota ity, ka dia hofongorako tsy ho eo ambonin' ny tany izy; Kanefa tsy dia hofongorako avokoa ny taranak' i Jakoba, hoy Jehovah. | Indro, ny mason' ny Tompo Iaveh mifantoka amin' ny fanjakana mpanota; ka ho fongorana tsy ho eo ambonin' ny tany izy; nefa tsy dia hofongorako manontolo tsy akory ny taranak' i Jakoba, - teny marin' ny Tompo Iaveh. | Voici, les yeux du Seigneur |