<- -> |
[King James Bible] Book of Amos |
[Baiboly 1865] Amosa |
[Baiboly Katolika] Amosy |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Amos |
||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||
Amo / Am 1:3 | Thus saith the |
Izao no lazain' i Jehovah: Noho ny fahotana telon' i Damaskosy, eny, efatra aza, dia tsy havelako izy, satria kodia vy no nivelezany an' i Gileada; | Izao no lazain' ny Tompo: Noho ny heloka telo nataon' i Damasa, ary noho ny efatra - tsy hahemotro ny didy. Satria izy ireo nanorotoro an' i Galaada tamin' ny ambarambana vy, | Ainsi parle |