<- -> |
[King James Bible] Book of Joel |
[Baiboly 1865] Joela |
[Baiboly Katolika] Joely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Joêl |
|||||
<-
-> |
|
||||||||
Joe / Jl 3:5 | Because ye have taken my silver and my gold, and have carried into your temples my goodly pleasant things: | Ary na zovy na zovy no hiantso ny anaran' i Jehovah dia ho afa-mandositra; Fa ao an-tendrombohitra Ziona sy any Jerosalema dia hisy sisa afaka, araka izay efa voalazan' i Jehovah, ary izay antsoin' i Jehovah dia ho isan' izay afa-mandositra. | Ary na zovy na zovy hiantso ny anaran' ny Tompo, dia ho voavonjy; fa ao an-tendrombohitra Siona sy ao Jerosalema dia hisy fivorian' ny voavonjy araka ny voalazan' ny Tompo, mbamin' ireo eo amin' izay sisa velona, izay antsoin' ny Tompo. | Tous ceux qui invoqueront le nom de |