<- -> |
[King James Bible] Book of Hosea |
[Baiboly 1865] Hosea |
[Baiboly Katolika] Osea |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Osée |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Hos / Os 1:1 | The word of the |
Ny tenin' i Jehovah, izay tonga tamin' i Hosea, zanak' i Bery, tamin' ny andro nanjakan' i Ozia sy Jotama sy Ahaza ary Hezekia, mpanjakan' ny Joda, sy tamin' ny andron' i Jeroboama, zanak' i Joasy, mpanjakan' ny Isiraely. | Tenin' ny Tompo, tonga tamin' i Osea, zanak' i Beerì, tamin' ny andron' i Oziasa sy Joatama sy Akaza ary Ezekiasa, mpanjakan' i Jodà, sy tamin' ny andron' i Jeroboama, zanak' i Joasa, mpanjakan' Israely. | Parole de |