<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 6:28 | So this |
Izy no mamonjy sy manafaka ary manao famantarana sy fahagagana any an-danitra sy etý an-tany, ary Izy no namonjy an' i Daniela ho afaka tamin' ny herin' ny liona. Ary izany Daniela izany dia nambinina tamin' ny nanjakan' i Dariosa sy tamin' ny nanjakan' i Kyrosy Persiana. | Manafaka sy mamonjy izy ary manao famantarana amam-pahagagana eny an-danitra sy etý an-tany. Izy no nanafaka an' i Daniely tamin' ny hohon' ny liona. | il sauve et délivre, opère signes et merveilles aux cieux et sur la terre; il a sauvé |