<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 6:11 | Then these men assembled, and found |
Nony fantatr' i Daniela fa efa voaisy sonia ny didy, dia nankao an-tranony izy; ary ny varavarankelin' ny tranony ambony nanandrify an' i Jerosalema dia nivoha. Koa intelo isan' andro no nandohalika ka nivavaka sy nisaotra teo anatrehan' Andriamaniny izy, satria fanaony hatramin' ny taloha izany. | Nony ren' i Daniely fa voasoratra ny didy dia lasa izy niditra tao an-tranony, izay nisy varavarankely mivoha manandrify an' i Jerosalema tao amin' ny efitra ambony. Nandohalika intelo isan' andro izy, nivavaka sy nidera an' Andriamanitra araka ny fanaony teo aloha. | Apprenant que l' acte avait été signé, |