<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 5:17 | Then |
Dia namaly Daniela ka nanao teo anatrehan' ny mpanjaka hoe: Aoka ihany ho anao ny fanomezanao, ary ny valim-pitianao omeo ny hafa; nefa hovakiko amin' ny mpanjaka ihany ny soratra, ary hampahafantariko azy ny heviny. | Dia niteny Daniely, ka nanao, teo anatrehan' ny mpanjaka, hoe: Aoka ho aminao ihany ny fanomezanao; ary omeo ny hafa ny fanatitrao. Fa ny voasoratra hovakiko amin' ny mpanjaka ihany, ary ny heviny hampahalalaiko azy koa. |