<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 1:10 | And the prince of the eunuchs said unto |
Ary hoy ilay lehiben' ny tandapa tamin' i Daniela: Matahotra ny mpanjaka tompoko izay nampanokana ny hohaninareo sy ny hosotroinareo aho; fa hanao ahoana raha mahita ny tarehinareo mahia noho ny an' ny zatovo namanareo izy, moa tsy hahameloka ahy amin' ny mpanjaka va ianareo, ka hotapahiny ny lohako? | Hoy ny lehiben' ny eonoka tamin' i Daniely: Matahotra ny mpanjaka tompoko, aho, fa tenany no nandraikitra izay hohaninareo sy hosotroinareo; fa ahoana moa izy no hahita ny tarehanareo mahia noho ny an' ireo zatovo mitovy taona aminareo? Hanao izay hanapahan' ny mpanjaka ny lohako hianareo izany. | Mais le chef des eunuques dit à |