<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 39:11 | And it shall come to pass in that day, that I will give unto |
Ary amin' izany andro izany dia homeko tany eo amin' ny Isiraely Goga hasiana fasana, dia ny lohasahan' ny mpandalo manolotra ny ranomasina, ka hisakana ny mpandalo izany; ary any no handevenany an' i Goga sy ny olony maro be rehetra; ary ny anarany hataony hoe Lohasahan' ireo olona maroben' i Goga. | Ary izao no hitranga amin' izany andro izany: Goga homeko fitoerana izay isian' ny fasany, eo amin' Israely, dia ny lohasahan' ny Mpandalo ao atsinanan' ny ranomasina, ary hanampin-dalana tsy halehan' ny mpandalo izany fasana izany. Eo no handevenana an' i Goga mbamin' ny vahoakabeny rehetra, ary lohasahan' i Hamona-Goga no hatao anaran' io fitoerana io. | Ce jour-là, je donnerai à |