<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 32:30 | There be the princes of the north, all of them, and all the |
Ao koa ireo andrianan' ny avaratra rehetra sy ny Sidoniana rehetra, izay niara-nidina tamin' ny voatrabaka menatra izy, na dia efa natahorana noho ny heriny aza, ary miampatra tsy voafora ao amin' izay voatrabaky ny sabatra izy ka mitondra henatra ao amin' izay midina any an-davaka. | Ao ny andrian' ny Avaratra, dia izy rehetra mbamin' ny Sidoniana rehetra; niara-nidina tamin' ny voatrobaka izy ireo,na dia efa nampatahotra aza izy, na dia mahery fo aza, dia efa mangaihay! Miampatra ireo tsy voafora amin' izay voatrobaky ny sabatra, ary mitondra ny fahafaham-barakany miaraka amin' ny midina any an-davaka. | Voilà tous les princes du |