<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 29:3 | Speak, and say, Thus saith the |
Mitenena, ka ataovy hoe: Izao no lazain' i Jehovah Tompo: Indro, avy hamely anao Aho, ry Farao, mpanjakan' i Egypta, ilay dragona makadiry mamitsaka ao amin' ny Neiliny, dia ilay efa nanao hoe: Ahy ny Neiliko, fa izaho no namorona azy ho an' ny tenako. | Mitenena ka ataovy hoe: Izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Indro ho avy ao aminao aho, ry Faraona, mpanjakan' i Ejipta, hianao ilay mamba makadiry, mandry eo afovoan' ireo oninao, sy nanao hoe: Ahy ny oniko, fa izaho no nanao azy ho an' ny tenako. | Parle et dis-lui : Ainsi parle le Seigneur |