<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 12:19 | And say unto the people of the land, Thus saith the |
Ary lazao amin' ny vahoaka hoe Izao no lazain' i Jehovah Tompo ny amin' ny mponina ao Jerosalema, ao amin' ny tanin' ny Isiraely: Amin' ahiahy no hihinanany ny haniny, ary amim-pahatalanjonana no hisotroany ny ranony, mba ho foana mihitsy ny tany, ka tsy hisy na inona na inona ao, noho ny fandozan' izay rehetra monina ao aminy. | Ary hilaza amin' ny vahoakan' ny tany hianao hanao hoe: Izao no lazain' ny Tompo Iaveh ny amin' ny mponina ao Jerosalema, ny amin' ny tanin' Israely: Amin' ahiahy no hihinanan' izy ireo ny haniny, ary amim-pahoriana no hisotroany ny ranony, fa hofoanana tsy hisy izay rehetra ao amin' ny tany, noho ny fampahoriana afitsok' izay rehetra monina eo aminy. | et tu diras au peuple du pays : Ainsi parle le Seigneur |