<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 1:16 | The appearance of the wheels and their work was like unto the colour of a beryl: and they four had one likeness: and their appearance and their work was as it were a wheel in the middle of a wheel. | Ny tarehin' ny kodia sy ny rafiny dia tahaka ny volon' ny krysolita, ary nitovy endrika izy efatra, ary ny tarehiny sy ny rafiny dia toy ny kodia anatin' ny kodia. | Ka ny fijery an' ireo kodiarana ireo, sy ny tarehany, dia tahaka ny an' ny vaton' i Tarsisa, ary sahala daholo izy efatra; ny fijery azy aman-tarehany dia hoatra ny kodiarana itsofohan-kodiarana hafa ao afovoany. | L' aspect de ces roues et leur structure avait l'éclat de la chrysolite. Toutes les quatre avaient même forme; quant à leur aspect et leur structure : c'était comme si une roue se trouvait au milieu de l' autre. |