<- -> |
[King James Bible] Lamentations |
[Baiboly 1865] Fitomaniana |
[Baiboly Katolika] Fitomaniana |
[Bible de Jérusalem] Les Lamentations |
||||||
<-
-> |
|
|||||||||
Fit 2:18 | Their heart cried unto the |
Ny fonao mitaraina amin' ny Tompo: Ry mandan' i Ziona zanakavavy! mandrotsaha ranomaso andro aman' alina toy ny riaka; Aza mangina, aoka tsy hitsahatra ny anakandriamasonao. | TSADE Mitaraina amin' ny Tompo ny fon' izy ireo! Ry mandan' ny zanakavavin' i Siona ô! Avelao handriaka hoatra ny riaka ny ranomasonao, andro aman' alina; aoka tsy hanam-pitsaharana ny anakandriamasonao! Aza mety mijanona akory. | Crie donc vers le Seigneur, rempart de la fille de |