<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 3:9 | And he shall offer of the sacrifice of the peace offering an offering made by fire unto the |
Ary hangalan' ireo ny fanati-pihavanana ka hateriny ho fanatitra atao amin' ny afo ho an' i Jehovah, dia ny hofany manontolo (faranana hatreo amin' ny faran' ny taolan-damosina no fanaisony izany) sy ny saborany, dia ny safodrorohany sy ny saboran-tsinainy | Ny hatolony ho sorona atao amin' ny afo ho an' ny Tompo amin' io sorom-pihavanana io dia ny saborany, ny hofany manontolo faranana hatreo amin' ny hazon-damosiny, ny sabora saron-tsinainy sy ny sabora rehetra miraikitra amin' ny tsinainy; | De ce sacrifice de communion il offrira la graisse en mets consumé pour |