<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 21:12 | Neither shall he go out of the sanctuary, nor profane the sanctuary of |
Ary aoka tsy hivoaka avy amin' ny fitoerana masina izy, na handoto ny fitoera-masin' Andriamaniny; fa ny diademany, dia ny diloilo fanosoran' Andriamaniny azy, no eo an-dohany: Izaho no Jehovah. | Tsy hivoaka ny fitoerana masina izy, tsy hametaveta ny fitoerana masin' ny Andriamaniny, fa fehiloha voninahitra ao aminy ny diloilo masin' ny Andriamaniny. Izaho no Iaveh. | Il ne sortira pas du lieu saint, de manière à ne pas profaner le sanctuaire de |