<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 12:7 | Who shall offer it before the |
Ary izy hanatitra izany eo anatrehan' i Jehovah ka hanao fanavotana ho an-dravehivavy, dia hadio tamin' ny fandehanan' ny ràny izy. Izany no lalàna ny amin' ny vehivavy tera-dahy na tera-bavy. | Ny mpisorona hanolotra izany eo anatrehan' ny Tompo ka hanao ny fanonerana ho azy, dia hadio amin' ny nandehanan' ny rany izy. Izany no lalàna momba ny vehivavy tera-dahy na tera-bavy. | Le prêtre l' offrira devant |