<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 51:3 | For the |
Fa Jehovah mampionona an' i Ziona; Eny, mampionona izay rava rehetra ao Izy Ka manao ny efitra ao ho tahaka an' i Edena. Ary ny tany foana ao ho tahaka ny sahan' i Jehovah; Hafaliana sy haravoana no hita ao mbamin' ny fisaorana sy ny feo fiderana. | Satria efa nampionona an' i Siona Iaveh, ka nampiononiny ny rava rehetra teo; novany ho tahaka an' i Edena ny efitra teo; ary ho zaridainan' ny Tompo ny tany foana tao. Fifaliana amam-piravoravoana no ho hita ao, mbamin' ny hira fisaorana amam-peo mozika. | Oui, |