<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 51:16 | And I have put my words in thy mouth, and I have covered thee in the shadow of mine hand, that I may plant the heavens, and lay the foundations of the earth, and say unto |
Ary nataoko eo am-bavanao ny teniko, ary ao amin' ny aloky ny tanako no nanaronako anao, hanao ny lanitra sy hanorina ny tany Aho ary hanao an' i Ziona hoe: Oloko ianao. | Nataoko tao am-bavanao ny teniko, ary noalofako tamin' ny aloky ny tànako hianao, mba hamboly lanitra sy hanorina tany, ary hilaza amin' i Siona hoe: Vahoakako hianao! | J' ai mis mes paroles en ta bouche, à l' ombre de ma main je t' ai caché, pour tendre les cieux et pour fonder la terre, pour dire à |