<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 44:26 | That confirmeth the word of his servant, and performeth the counsel of his messengers; that saith to |
Ary mahatò ny tenin' ny mpanompoko sy mahatanteraka ny saina atolotry ny irako, ary manao amin' i Jerosalema hoe: Honenana ianao, sy amin' ny tanànan' ny Joda hoe: Hatsangana ianareo, ka hamboariko izay rava eo, | Izaho no mahatò ny tenin' ny mpanompoko, sy mahatanteraka ny hevitra lazain' ny irako; ny amin' i Jerosalema dia ilazako hoe: Honenana anie izy! ny amin' ny tanànan' i Jodà hoe: Hatsangana indray anie izy ireo! Hamboariko indray izay rava aminy. | qui confirme la parole de mon serviteur et fais réussir les desseins de mes envoyés; qui dis à |