<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 44:23 | Sing, O ye heavens; for the |
Mihobia, ry lanitra; Fa Jehovah no nanao izany; Manaova feo fifaliana ianareo, ry fitoerana lalina any ambanin' ny tany; Velomy ny hoby, ry tendrombohitra, ary ianao, ry ala mbamin' izay hazo rehetra ao; Fa Jehovah efa nanavotra an' i Jakoba sy mampiseho ny voninahiny eo amin' Isiraely. | Mihobia an-kafaliana, ry lanitra, fa efa vitan' ny Tompo izany. Mirohondrohona, ry fanambanin' ny tany! Ataovy maresaka ny fifaliana, ry tendrombohitra, mbaminareo ala sy ny hazo rehetra eo aminareo: fa Iaveh efa nanavotra an' i Jakoba, sy naneho ny voninahiny eo amin' Israely! | Criez de joie, cieux, car |