<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 20:2 | At the same time spake the |
tamin' izany andro izany no nampitondran' i Jehovah teny an' Isaia, zanak' i Amoza, hoe: Andeha, borahy ny lamba fisaonana ho afaka amin' ny valahanao, ary esory ny kiraronao hiala amin' ny tongotrao. Dia nanao izany izy ka nandeha tsy nitafy sady tsy nikiraro. | tamin' izany andro izany niteny Iaveh tamin' ny alalan' Izaia, zanak' i Amosa nanao hoe: Mandehana, borahy ny lasaka manarona ny valahanao, ary esory ny kapa hiala amin' ny tongotrao. Dia nataony izany, ka nandeha tsy nitafy sy tsy nikiraro izy. | en ce temps-là, |