<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 19:18 | In that day shall five cities in the land of |
Amin' izany andro izany dia hisy tanana dimy amin' ny tany Egypta samy hiteny ny fitenin' i Kanana sy hianiana ho an' i Jehovah, Tompon' ny maro; Ny anankiray hatao hoe Ira-haresa. | Amin' izany andro izany hisy tanàna dimy, any amin' ny tany Ejipta, izay hiteny amin' ny fiteny Kanaana sy hianiana hanompo an' ny Tompon' ny tafika; ny iray amin' ireo atao hoe Tanàna-Masoandro. | Ce jour-là, il y aura cinq villes au pays d' |