<- -> |
[King James Bible] Ecclesiastes |
[Baiboly 1865] Mpitoriteny |
[Baiboly Katolika] Mpitoriteny |
[Bible de Jérusalem] L'Ecclésiaste |
|||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||
Mtt / Koh 4:16 | There is no end of all the people, even of all that have been before them: they also that come after shall not rejoice in him. Surely this also is vanity and vexation of spirit. | Tsy hita isa ny olona rehetra, dia izay rehetra anjakany; nefa izay any aoriana tsy mba hifaly aminy; fa zava-poana sy misambo-drivotra foana koa izany. Tandremo ny tongotrao, raha mankao an-tranon' Andriamanitra ianao; fa ny manatona hihaino no tsara noho ny fanateran' ny adala fanatitra; fa tsy fantatr' ireny ho manao ratsy izy. | Tsy nisy fahataperana izany vahoaka be rehetra izany, dia ireo rehetra ireo izay notarihiny làlana avy eo aloha. Nefa ny taranaka tsy hifaly aminy akory. Zava-poana amam-panenjehan-drivotra foana koa izany. | et c' est d' une foule sans fin qu' il se trouve à la tête. Mais ceux qui viennent après ne s' en réjouiront pas, car cela aussi est vanité et recherche de vent. |