<- -> |
[King James Bible] Ecclesiastes |
[Baiboly 1865] Mpitoriteny |
[Baiboly Katolika] Mpitoriteny |
[Bible de Jérusalem] L'Ecclésiaste |
|||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||
Mtt / Koh 1:16 | I communed with mine own heart, saying, Lo, I am come to great estate, and have gotten more wisdom than all they that have been before me in |
Hoy izaho tamin' ny foko: Indro, izaho nahazo fahendrena be dia be mihoatra noho izay rehetra talohako teto Jerosalema; eny, ny foko nahita ny fahendrena sy ny fahalalana betsaka. | Hoy aho anakampoko: Indro efa nahazo ny fahendrena be sy miavosa aho, mihoatra noho izay rehetra talohako teto Jerosalema, ka nanam-pahendrena amam-pahaizana ampy be ny foko. | Je me suis dit à moi-même : Voici que j' ai amassé et accumulé la sagesse plus que quiconque avant moi à |