<-
->

Job / Jb 42:7 And it was so, that after the Lord had spoken these words unto Job, the Lord said to Eliphaz the Temanite, My wrath is kindled against thee, and against thy two friends: for ye have not spoken of me the thing that is right, as my servant Job hath. Ary rehefa voalazan' i Jehovah tamin' i Joba izany teny izany, dia hoy koa Izy tamin' i Elifaza Temanita: Mirehitra aminao sy ny sakaizanao roa lahy ny fahatezerako satria tsy mba marina tahaka ny filàzan' i Joba mpanompoko ny filàzanareo Ahy. Nony avy nilaza izany teny izany tamin' i Joba Iaveh, dia hoy izy tamin' i Elifaza avy any Temana: Mirehitra aminao sy amin' ireo sakaizanao roa lahy ny fahatezerako; satria tsy mba mifanaraka amin' ny marina tahaka ny nataon' i Joba, ny filazanareo ahy. Après qu' il eut ainsi parlé à Job, Yahvé s' adressa à Eliphaz de Témân : "Ma colère s' est enflammée contre toi et tes deux amis, car vous n' avez pas parlé de moi avec droiture comme l' a fait mon serviteur Job.