<- -> |
[King James Bible] Book of Job |
[Baiboly 1865] Joba |
[Baiboly Katolika] Joba |
[Bible de Jérusalem] Livre de Job |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Job / Jb 27:6 | My righteousness I hold fast, and will not let it go: my heart shall not reproach me so long as I live. | Ny fahamarinako dia hazoniko mafy ka tsy ho foiko; Ny foko tsy manome tsiny ahy akory na dia ny amin' ny androko iray monja aza. | Efa nanomboka nanamarina ny tenako aho, tsy hitsahatra amin' izany, tsy misy androko anomezan' ny foko tsiny ahy na dia iray aza. | Je tiens à ma justice et ne lâche pas; ma conscience ne me reproche aucun de mes jours. |