<- -> |
[King James Bible] Book of Job |
[Baiboly 1865] Joba |
[Baiboly Katolika] Joba |
[Bible de Jérusalem] Livre de Job |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Job / Jb 2:11 | Now when |
Ary rehefa ren' ny sakaizan' i Joba telo lahy ny fahoriana rehetra izay nanjo azy, dia samy niainga avy tany amin' ny fonenany avy izy dia Elifaza Temanita sy Bildada Sohita ary Zofara Namatita ary nifamotoana izy mba handeha hitsapa alahelo sy hampionona azy. | Nony nandre ny loza rehetra nanjo an' i Joba ireo sakaizany telo lahy: Elifaza avy any Temàna, Baldada avy any Sohe, ary Sofara avy any Naamà, dia samy niainga avy any amin' ny fonenany avy, ka niara-nidinika izay handehanana hitsapa alahelo sy hampionona azy. | Trois amis de |