<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 9:29 | And |
Ary hoy Mosesy taminy: Raha vao mivoaka amin' ny tanàna aho, dia hamelatra ny tanako amin' i Jehovah; koa dia hitsahatra ny kotrokorana, ary ny havandra dia tsy hisy intsony, mba hahafantaranao fa an' i Jehovah ny tany. | Hoy Moizy taminy: Vao mivoaka ny tanàna aho dia hanandratra ny tànako amin' ny Tompo, ka ny kotrok' orana hitsahatra, ny havandra tsy hisy intsony, mba hahafantaranao fa an' ny Tompo ny tany. |