<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 9:24 | So there was hail, and fire mingled with the hail, very grievous, such as there was none like it in all the land of |
Dia nisy havandra sy afo nifandrambondrambona tanelanelan' ny havandra; dia mafy indrindra izany, ka tsy mbola nisy toy izany tany amin' ny tany Egypta rehetra hatrizay naha-firenena azy. | Havandra no nilatsaka ary afo miharo amin' ny havandra, sady loza ny heriny, fa tsy mbola nisy toy izany tany Ejipta, hatrizay naha-firenena azy. | Il y eut de la grêle et le feu jaillissait au milieu de la grêle, une grêle très forte, comme il n' y en avait jamais eu au pays des |