<-
->

Eks 6:16 And these are the names of the sons of Levi according to their generations; Gershon, and Kohath, and Merari: and the years of the life of Levi were an hundred thirty and seven years. Ary izao no anaran' ny zanakalahin' i Levy, araka ny taranany, dia Gersona sy Kehata ary Merary; ary ny andro niainan' i Levy dia fito amby telo-polo amby zato taona. Izao no anaran' ny zanakalahin' i Levì, mbamin' ny taranany avy: Jersona, Kaata ary Merarì. Fito amby telo-polo amby zato taona no andro niainan' i Levì. Voici les noms des fils de Lévi avec leurs descendances : Gershôn, Qehat et Merari. Lévi vécut cent trente-sept ans.