<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 5:3 | And they said, The |
Ary hoy izy roa lahy: Andriamanitry ny Hebreo efa nihaona taminay; koa trarantitra ianao, aoka handeha lalan-kateloana any an-efitra izahay hamono zavatra hatao fanatitra ho an' i Jehovah Andriamanitray; fandrao Izy hamely anay amin' ny areti-mandringana, na amin' ny sabatra. | Dia hoy izy roa lahy: Ny Andriamanitry ny Hebrio no niseho taminay, ka avelao izahay handeha lalan-kateloana any an-efitra, hanolotra sorona amin' ny Tompo, mba tsy hamely anay amin' ny pesta na amin' ny sabatra izy. | Ils dirent : " Le |