<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 5:14 | And the officers of the children of |
Ary ny mpifehy ny Zanak' Isiraely, izay notendren' ny mpampiasa avy amin' i Farao mba hifehy azy, dia nokapohina ka nanontaniana hoe: Ahoana no tsy nahavitanareo ny anjaranareo tamin' ny fanaovana ny biriky omaly sy androany, tahaka ny teo aloha ? | Ary voakapoka ny mpanoratry ny zanak' Israely, izay notendren' ny mpampiasan' i Faraona hifehy azy ireo, fa hoy ny mpampiasa: Nahoana hianareo omaly sy androany, no tsy nahavita ny biriky fanaonareo toraky ny taloha? | On frappa les scribes des |