<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 35:24 | Every one that did offer an offering of silver and brass brought the |
Izay rehetra nanatitra fanatitra volafotsy sy varahina dia nitondra ny fanatitra ho an' i Jehovah; ary izay rehetra nanana hazo akasia hanaovana zavatra ho amin' ny fanompoana dia nitondra azy. | Izay rehetra nanokana fanatitra volafotsy na varahina dia samy nitondra ny azy ho an' ny Tompo. Izay rehetra nanan-kazo akasià hanaovana ny zavatra rehetra momba ny fanompoam-pivavahana dia nanolotra izany. | Tous ceux qui offraient une contribution d' argent et de bronze apportèrent la contribution de |