<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 32:30 | And it came to pass on the morrow, that |
Ary nony maraina dia hoy Mosesy tamin' ny olona: Efa nanao fahotana lehibe ianareo; ary ankehitriny, dia hiakatra ho amin' i Jehovah aho, fa angamba hahazo manao fanavotana ny amin' ny fahotanareo. | Nony ampitso, hoy Moizy tamin' ny vahoaka: Efa nahavita heloka bevava hianareo, ka ankehitriny ndeha hiakatra ho any amin' ny Tompo aho, fa angamba hahazo famelana ny fahotanareo aho. | Le lendemain, |