<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 24:14 | And he said unto the elders, Tarry ye here for us, until we come again unto you: and, behold, |
Ary hoy izy tamin' ny loholona: Miandrasa anay eto mandra-piverinay eto aminareo; ary, indro, Arona sy Hora dia eto aminareo, koa raha misy olona manana ady, aoka hankeo amin' izy roa lahy izy. | Hoy izy tamin' ireo loholona: Andraso eto izahay, mandra-piverinay aty aminareo. Ary indreo Aarona sy Hora eto aminareo, ka raha misy manana ady dia aoka hanatona azy ireo. | Il dit aux anciens : " Attendez-nous ici jusqu'à notre retour ; vous avez avec vous |