<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 17:12 | But |
Fa efa vizana ny tanan' i Mosesy; ka dia naka vato izy roa lahy, ka nataony teo ambanin' i Mosesy hipetrahany; ary Arona sy Hora dia nanohana ny tànany, ka ny iray tamin' ny anila, ary ny iray kosa tamin' ny anila; dia naharitra tsy nidina intsony ny tànany mandra-pahafatin' ny masoandro. | Nony efa vizana ny tànan' i Moizy, naka vato izy ireo, nataony teo ambaniny, dia nipetrahany, ary Aarona sy Hora kosa nanohana ny tànany avy eo ankilany avy, ka tsy niketraka intsony ny tànany mandra-pilentiky ny masoandro. | Comme les mains de |