<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 16:32 | And |
Ary hoy Mosesy: Izao no teny izay nandidian' i Jehovah: Analao eran' ny vata omera izy hotehirizina hatramin' ny taranakareo fara mandimby, mba ho hitany ny mofo izay nampihinaniko anareo tany an-efitra, raha nitondra anareo nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta Aho. | Hoy Moizy: Izao no didin' ny Tompo: Fenoy izany ny gomora iray, ka tehirizo ho an' ny taranakareo, mba hahitany ny mofo namelomako anareo taty an' efitra raha namoaka anareo avy any amin' ny tany Ejipta aho. |