<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 16:20 | Notwithstanding they hearkened not unto |
Kanefa tsy mba nanaraka ny tenin' i Mosesy izy, fa namela sisa ho tra-maraina ihany ny olona sasany, dia niteraka olitra izany ka maimbo; ary dia tezitra tamin' ny olona Mosesy. | Nefa tsy nihaino an' i Moizy izy fa nisy namela ho tra-maraina, ka sady niloak' olitra izany no maimbo. Tezitra tamin' izy ireo Moizy. | Certains n'écoutèrent pas |