<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 14:9 | But the |
Koa nanenjika azy ny Egyptiana, dia ny soavaly rehetra mitarika ny kalesin' i Farao sy ny soavaliny fitaingina ary ny miaramilany, ka nahatratra azy nitoby teo amoron' ny ranomasina, teo anilan' i Pi-hahirota, tandrifin' i Balazefona. | Koa nanenjika azy ny Ejipsiana ka nahatratra azy tao akaikin' ny ranomasina izay nitobiany: nahatratra azy teo akaikin' i Fihahirota, tandrifin' i Beelsefona avokoa ny soavaly mpitarika kalesin' i Faraona sy ny mpitaingin-tsoavaly mbamin' ny tafiny rehetra. | Les |